Fizarana rano madio any Anjomakely
Manomboka ny alarobia 5 Novambra ny famatsiana rano madio amin'ny fokontany Anjomakely sy Anjoma Betoho. Mitondra siny na fitoeran-drano ny mponina rehetra. Ny ora famatsiana dia 6 maraina ka hatramin'ny 11 maraina.